Amphibia

Kilasy biby tondraka hatsiaka sy manana taolan-damosina, izany manatody amin'ny rano, miaina rivotra mampiasa havokavoka sy mandeha amin'ny tany amphibia.

Dia ahitana ny sahona, ny saobakaka, ny salamandridae, sy ny apoda. Dia tsy maintsy mijanona akaiky rano ny ankamaroany amphibia. Mihetsika bebe kokoa amin'ny alamorana izyireo. Monina ny tanykarakaina vitsy karazana amphibia (ohotra Breviceps macrops).

Amphibia
Karazany tamin'ny amphibia

Ny fahiny mbola velona fianakaviana tamin'ny amphibia ny salamandridae. Toa toy ny androngo ny salamandridae, nefa manana hoditra sy atody latsaky tantera-drano ny salamandridae. Manatody tsotra atody, tsy misy tapotsin atody na hafa tambatsela, ny amphibia. Sady tsikariny mbola toy ny trondro ny salamandridae.

Dia midika hoe 'amin'ny andaniny roa' na 'miaina roa fiainana' amin'ny teny Grika fahiny 'amphibia'.

Citation

Tags:

AlamoranaApoda

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Apôkalipsa Gnôstikan' i PieraFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014Fanomezana fiton' ny Fanahy MasinaSikidy malagasyKristianismaBaibolyFaritra AnalamangaImanoelaFanekem-pinoana nikeanaTsy feteza-matyWashington D.C.Repoblika MalagasyWikipediaKofi AnnanIowa03 janvier 2016RalamboFiteny nizerô-kôngôleyAlahamadyFatranaThe Coca-Cola Company13 desambra 1991Hypertext Markup LanguageApôkalipsy voalohan' i JakôbaFanandroana malagasyJapànaIndiaFilôzôfiaFanahy MasinaLalan-jazaBiôgrafiaAntesakaFaritanin' i MahajangaFahefana Avon' ny TetezamitaRakotozandry DanielSakramentan' ny fanambadianaWiki FoundationTodyVolamenaVarotraFiteny aostrônezianaEndrika araka anjara asaEvanjely miafin' i JoanyKinshasaHMozikaMichael JacksonFanandevozanaMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyFampakaram-badyBokin' i AmôsaArdeshir IraniAbidyAmerika LatinaRosiaDidy FoloAlahamadibeZavaboaryBokin' i IsaiaAziaFanahyTovona (fitsipiteny)FehezantenyRazafinimanjaka RaketakaApôkalipsy gnôstikan' i PeteraTranonkalaBareinaFiteny tatara krimeanaKôrea AtsimoBoky fahadimin' ny Makabeo🡆 More