Volamena

Ny volamena dia singa simika mitondra ny eva Au (avy amin' ny teny latina hoe Aurum).

79 ny isa atômikany. Mavomena mamiratra ny lokony, mavesatra izy, azo tefena ho manify araka izay azo atao. Metaly fanaovam-piravaka sarobidy ny volamena. Izy koa no fototry ny sandam-bola miasa eran-tany. Misy karazany roa ny volamena, dia ny volamena maitso sy ny volamena mena. Teo amin' ny tantara dia ny volamena no metaly sarobidy indrindra. Lazaina ho tsy mety simba sady metaly manan-kaja izy satria tsy dia andairan' ny asidra na ny harefesina.

Volamena
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka simia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Volamena
Volamena

Ohabolana

  • Volamena latsaka am-bovoka : tsy avelan' ny soa tsy hihiratra.

Jereo koa

Tags:

AsidraFiteny latina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AotrisyPôlitikaFiteny iranianaMozikaWiki FoundationFady (malagasy)KataraFiteny alemànaFrantsaMatoatoaSivilizasiona mikenianaAbbasabad, Mazandaran1888SolombavambahoakaEkoadôraMetafizikaKameronaGoogleNosin'ny PaskaTaom-baovao malagasyBlaogyLisitry ny filohan' i MadagasikaraAntankaranaDanemarkaTrombaSikidy malagasyGambiaBatismaMicrosoft WindowsFehezantenyFiangonana ôrtôdôksa tatsinananaFitsapan-kevi-bahoakaTriniteEndolzansy1954LavarsDemôkrasiaFiteny aromanianaFiteny espaniôlaAl-BiruniFiraisana ara-nofoJean-Joseph RabeariveloAntananarivoVanim-potoana kristianaAhidamboHaisoratraSampan-tenyIsam-poninaMasoandroVoronaFivarotana andevoISO 4217AntemoroPalmdale, KaliforniaToetanin-jana-pehin-tanyPer Brinch Hansen1855HoditraHypertext Markup LanguageAngatra (lolo)KônfesySakalavaLoza folo tao EgiptaListrin'ny Farihy eto MadagasikaraFilazantsara araka an' i LiokaBokin' i IsaiaFaritra AnalamangaSan FranciscoMalagasy (vahoaka)🡆 More