Texas

Ny Texas dia firenena eo antsimon'i Etazonia, izy io dia ilay firenena ngeza indrindra eo arinan'i Alaska (696.241 km²) ary izy no firenena faha roa amin'ny isam-ponina (23,9 trapitrisa).

Texas
Texas

80% ny olona miaina any Texas miaina anaty tanàna, ny antsasan'io no miaina any Houston, San Antonio, Dallas, na Fort Worth.

Ngeza non'i Frantsa na Madagasikara ny fivelaran'i Texas, ary manana endiky ny faritra maro dia maro izy : misy ny zetra arỳ antsinanana, ary misy ny tany hay arỳ andrefana.

Zanatany espaniola ny texas talohan'ny 1845, teo arinan'io izy voa nihiditra ao anatin'ny Etazonia.

Tany ho an'ny fanandevozana, niaraka tamin'ny Confédérés ny Texas tamin'ny Ady ho an'ny fisaràhana (1861-1865).

Jereo koa

Lahatsoratra ilaina

  • Tantaran'i Texas
  • Jeografian'i Texas
  • Meksika
  • Ady ho an'ny fisaràhana
  • Sun Belt

Rohy ivelany

Tags:

AlaskaEtazonia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Kristianisma eto MadagasikaraFifohazana (kristianisma malagasy)Pôlitika eto MadagasikaraSihanakaFanomezana fiton' ny Fanahy MasinaArintany mahazatraFihafanan'ny tanyAriaryTwitterRalamboMetôdiôsy avy any ÔlimpôsySokelaNew YorkAntandroyWashington D.C.M.I.A.Sikidy malagasyBootjack, KaliforniaVintana (finoan-drazana malagasy)Abidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaHypertext Markup LanguageAnganoFilazantsara araka an' i MarkaTanzaniaTranonkalaTononkalo1200Vadin' i MohamadyEzekielaFilazantsara araka an' i JoanyAndrianampoinimerinaWuhanBokin' i Isaia(28353) ChrisnielsenAbidy malagasyJapànaTany lemakaFiteny antemoroOmbyNizeriaFanagasianaFanekem-pinoana nikeanaAntankaranaAmerikaWikimaniaAnjelyBède le VénérableFanahyFanavaozana prôtestantaVoahangyFanahin' ny vatanaFiangonana Loterana MalagasyRajoelina Andry1912Repoblika Demokratika MalagasyFitiavanaKofi AnnanAlakaosyFiteny anglisyPaska jiosyAmerika LatinaTokantranoThe Coca-Cola Company13 desambra 1991Marshall LeffertsMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraRazafinimanjaka RaketakaSilamo eto MadagasikaraFanandroanaAndriamandisoarivoKininina (zavamaniry)🡆 More