Java: Kilalao mahafinaritra atao amin'ny alalan'ny finday avo lenta na koa solosaina...

I Java dia nosin' i Indônezia ao amin' i Insolindia, izay tondrahan' ny Ranomasimbe Indiana ao atsimo sy ny Ranomasin' i Java ao avaratra, hodidinin' i Somatra ao avaratra-andrefana, ny nosy Baly ao atsinanana ary i Bôrneô ao avaratra.

Atao hoe Jawa izy amin' ny teny indôneziana. Misy mponina manodidina ny 150 tapitrisa izy (60 %n' ny Tambanosin' i Indônezia), ka izy no nosy be mponina indrindra eto an-tany. Mahatratra 1 000 km ny halavany ary 128 300 km2 ny velerany miaraka amin' ny nosy manakaiky azy atao hoe Madora sy ny nosy madinika maro hafa koa. Ny toetany misy ao aminy dia toetanim-pehibe. Ao amin' ny morontsiraka avaratr' i Java ao amin' ny ilany andrefana no misy an' i Jakarta renivohitr' i Indônezia.

Java: Kilalao mahafinaritra atao amin'ny alalan'ny finday avo lenta na koa solosaina...
Sarin-tany maneho ny nosy Java, any Indônezia

Jereo koa

Tags:

BôrneôIndôneziaInsolindiaJakartaRanomasimbe IndianaRanomasin' i JavaSomatraTambanosy IndônezianaTeny indôneziana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

VolaBob KhannaTolom-bahoaka tamin' ny 1947AlahamadyTovona (fitsipiteny)ReniranoFivavahan-drazana afrikanaFilazantsara araka an' i MarkaFehezantenyBetsileoEorôpaJBaibolyKôrea AtsimoEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)MenalambaFaritra eto MadagasikaraFamadihanaZafisoroFiteny aostrônezianaTontolo iainanaTwitter03 janvier 2016FanandroanaAndriantompokoindrindra (foko)FahaterahanaFacebookFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraFanjanahantanyFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraBoky voalohan' ny MakabeoFanatontoloanaAsan' ny ApôstôlyFiangonana Malagasy Tranozozoro AntranobirikyFiteny betsimisaraka avaratraKinshasaBaiboly Dikanteny Iombonana Eto MadagasikaraEvanjelin' i BarnabàRah-CkikyFiangonana Loterana MalagasyRadama VoalohanyLalan-jazaAntemoroWayback MachineAndriamasinavalonaItaliaFiteny tsovasaFanahy (kolontsaina malagasy)FanambadianaSiansaShiqiFahafatesanaFanandroana malagasyApôkalipsin' i JoanyFiainana aorian' ny fahafatesanaBaiboly amin' ny teny malagasyLokanga1912SiliaAhidamboAndriantompokoindrindraEndrika araka anjara asaMarshall LeffertsPlotoISO 3166-1New YorkWikiBaskin-RobbinsAndriamanitra (tokana)Kolontsaina malagasyHAdaoro🡆 More