Barbady

I Barbady na Barbado dia firenena ao Amerika Afovoany, anisan' ireo nosy Antilia sady manana morontsiraka ao amin' ny Ranomasimbe Atlantika ao atsinanana sy ao amin' ny Ranomasina Karaiba ao andrefanna.

Ny renivohiny dia i Bridgetown. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 431 km2 ny velarantaniny ary miisa 274 200 ny mponiny araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2010. Ny faritr'ora dia -4.

Barbady
Sainan' i Barbady
Barbady
Toerana misy an' i Barbady
Barbady
Sarin-tanin' i Barbady

Iva dia iva ny vohon-tanin' ity firenena ity eny amorontsiraka fa be lohasaha kosa ny any afovoan-tany. Voahodidna haran-dranomasina ilay nosy. Toetanin-jana-pehin-tany antonony ny toetany any vokatry ny fisian' ny rivotra Alizay.

Ny 80 %n' ny mponina ao Barbady dia manam-piaviana afrikana. Kristiana ny ankamaroan' ny mponina.

Niompana amin' ny famokarana siramamy sy toaka hatry ny ela ny toekaren' i Barbady, nefa ankehitriny dia mandroso ny fizahàn-tany izay iankinan' izany toekarena izany.

Zanatany britanika taloha i Barbady izay nahazo ny fahaleovan-tenany tamin' ny taona 1966. Mpikambana ao amin' ny Commonwealth izy. Ny mpanjakan' i Angletera no filoham-panjakany izay soloan' ny governera jeneraly tena any.

Jereo koa

Firenena ao Amerika: Antigoa sy Barboda - Arjentina - Bahamasy - Barbady - Belizy - Bôlivia - Brezila - Dôminika - Ekoadôra - Etazonia - Goatemala - Goiana - Grenady - Haity -Hôndorasy - Jamaîka - Kanada - Kioba - Kôlômbia - Kôsta Rika - Meksika - Nikaragoa - Orogoay - Panama - Paragoay - Però - Pôrtô Rikô - Repoblika Dôminikana - Salvadôro - Santa Losia - Santa Kity sy Nevisy - Santa-Vinsanta-sy-Grenadina - Silia - Sorinama - Trinite sy Tôbagô -Venezoela

Kôntinenta eto an-tany

Barbady 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Amerika AfovoanyAntiliaBridgetownRanomasimbe AtlantikaRanomasina Karaîba

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Amsterdam, OhioFaritra eto MadagasikaraChun Doo-hwanTovana (fitsipiteny)GoogleNahomaPithampurPeter StebbingsMartioraSão Bernardo do CampoAnganoWattignies-la-VictoireNevada City, KaliforniaJoseph MonierJean-Joseph RabeariveloSergio MusmeciArsesyJairaBaiboly amin' ny teny malagasyFiangonana zandrinyViktor SkrypnykVohemarLombronAdaoroMahavavy AvaratraAmbovombeMichel FoucaultBlaogyArchie W. StraitonKabary famangianaAsombolaFilazantsara araka an' i JoanyFototenyGnôstisismaAntandroyLudwig WittgensteinDokuWikiSomatraNur, IranStuart ChaseAterinetoLiberiaLalan-jaza1949Baiboly Dikanteny Iombonana Eto MadagasikaraAntonio LangellaFilazantsara miafin' i MarkaWisconsinEjiptaAostraliaBernardino ZendriniMary ShelleyHipôlito (mpanoratra)Tantaran' i MadagasikaraDennis PulestonWailly-BeaucampVaryServiès-en-ValSombin-tantaraGiampiero MainiÔfitaZavakantoFivavahana eto MadagasikaraEtazoniaTetiandro gregôrianaRepoblika Demokratika Malagasy4 OktobraIbitinga🡆 More