Litoania

I Litoania (Lietuvos Respublika) dia firenena eorôpeanina.

Tafiditra amin' ny Vondrona Eorôpeanina tamin' ny 1 Aogositra 2004. Firenena ao Eorôpa Avaratra, anisan' ireo atao hoe firenena balta na fanjakana baltika i Litoania. I Vilnius no renivohiny. Mamaritra azy ao avaratra i Letônia, ao atsinanana sy ao atsimo i Bielôrosia, ao atsimo-atsinanana i Pôlônia sy ny faritr' i Kaliningrad izay an' i Rosia, ary ao andrefana ny Ranomasina Baltika. Anisan' ireo Repoblika Sôsialista Sôvietika i Litoania nefa nahazo ny fahaleovan-tenany avy tamin' ny Firaisana Sôvietika tamin' ny taona 1991. Ny fiteny litoaniana no fiteny ôfisialin' i Litoania, izay teny nibeazan' ny 85 %n' ny mponina ao aminy. Ny fiteny rosiana koa no fiteny nibeazan'ny 7 %n' ny mponina ao Litoania.

Litoania
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka firenena ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

{{ {{{langue}}} }}
Repoblikan'i Litoania ((mg))
Drapeau de Lituania Armoiries de Lituania
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : aeal
Litoania
Teny ofisialy Lithuanian
Renivohitra Vilnius
[[|]]
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
 -Dalia Grybauskaitė
Repoblika
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha
65 200 km²
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha
3 366 357 mpo.
mpo./km²


Anaran'ny mponina
Sandam-bola Litas (Lt)
Faritr'ora UTC +2
Hiram-pirenena Tautinė Giesmė
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+370

Jereo koa

Firenena ao Eorôpa

Albania - Alemaina - Andôra - Aotrisy - Belzika - Bielôrosia - Bolgaria - Bôsnia-Herzegôvina - Danemarka - Espaina - Estônia - Fanjakana Mitambatra - Finlandy - Frantsa - Grisia (na Gresy) - Hôngria (na Hongaria) - Irlanda - Islandy - Italia - Jeôrjia - Kipra (na Sipra) - Krôasia (na - Krôatia) - Letônia - Liktenstaina - Litoania - Loksemborga - Masedônia Avaratra (na Makedônia Avaratra)- Malta - Môldavia - Môntenegrô - Nederlandy - Nôrvezy - Okraina - Pôlônia - Pôrtogaly - Tsekia - Romania - Rosia - San-Marîno - Serbia - Slôvakia - Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna.

Kôntinenta eto an-tany

Tags:

BielôrosiaEorôpaEorôpa AvaratraFiraisana SôvietikaFirenena BaltaFiteny litoanianinaFiteny rosianaLetôniaPôlôniaRanomasina BaltikaRosiaVilniusVondrona Eorôpeanina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

1603Hindoisma eto MadagasikaraLavars1417KristianismaFambolenaTsekiaMosavy (finoana malagasy)Kalsiôma2006Betela16 JolayTetiandro gregôrianaFilazantsaraMarovato2003Onjan-dranoKinshasaRepoblika Demôkratika MalagasyMalagasy (vahoaka)Tanora Malagasy VononaDanemarkaÔksizeninaKristianisma eto MadagasikaraRivodozaIsaSeha-pihariana faharoaBiôgrafiaISO 4217Repoblika Demokratika MalagasyFahasalamanaHaisoratraRanavalona IIIFaritra AnalamangaFanandevozanaMontanaMpanao gazetyJiosyTorkiaIsam-poninaKabary am-panambadiana24 FebroaryTantaran' ny kristianismaEkoadôraLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyLoza folo tao EgiptaAntankaranaFiainana aorian' ny fahafatesanaRanoFiteny hebreoToliaraFarao ao amin' ny Baiboly153AntambahoakaFiteny katalàna1826Benito MussoliniFidangan' ny vidim-piainanaSodànaAntandroyEglizy katôlika rômaninaMatyMpandrindra milinaIrànaAmbohimanga21 MeyKolontsainaInternet ExplorerAberdeen, South Dakota17 MartsaPelikanaAsan' ny ApôstôlyPôlitika eto MadagasikaraFanavakavaham-bolon-koditra🡆 More