Andôra

I Andôra na ny Printsipaoten' i Andôra dia fanjakana ao Eorôpa Atsimo na Eorôpa Andrefana, ao amin’ ny faritr’ i Pyrenea, eo anelanelan’ i Frantsa sy i Espaina.

Ny renivohiny dia i Andorra la Vella. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 467,63 km2 ny velaran-taniny ary miisa 85 082 ny mponina tao aminy araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2011. Ny faritr' ora dia +1. Iray amin' ireo firenena madinika indrindra eto an-tany i Andôra. Printsipaote i Andôra, ka ny printsy miara-mitondra dia ny filohan' ny Repoblika  Frantsay sy ny evekan' i Urgel any Espaina. Nanomboka tamin' ny taona 1993 dia nanana ny lalàm-panorenany sy ny governemantany ary ny antenimierany manokana ity firtenena ity. Ahitana Andôràna (mihoatra kely ny 20 %) sy Espaniôla (mihoatra kely ny 40 %) sy Pôrtogey ary Frantsay ny mponina ao Andôra.

Andôra
Sainan' i Andrôra
Andôra
Sarin-tany maneho an' i Andôra ao Eorôpa
Andôra
Sarin-tanin' i Andôra

Firenena manan-karena i Andôra, ka ny loharanon-kareny amin' izany dia ny fizahàn-tany sy ny fandraharahana ara-bola.

Jereo koa

Firenena ao Eorôpa

Albania - Alemaina - Andôra - Aotrisy - Belzika - Bielôrosia - Bolgaria - Bôsnia-Herzegôvina - Danemarka - Espaina - Estônia - Fanjakana Mitambatra - Finlandy - Frantsa - Grisia (na Gresy) - Hôngria (na Hongaria) - Irlanda - Islandy - Italia - Jeôrjia - Kipra (na Sipra) - Kôsôvô - Krôasia (na - Krôatia) - Letônia - Liktenstaina - Litoania - Loksemborga - Masedônia Avaratra (na Makedônia Avaratra)- Malta - Môldavia - Môntenegrô - Nederlandy - Nôrvezy - Okraina - Pôlônia - Pôrtogaly - Tsekia - Romania - Rosia - San-Marîno - Serbia - Slôvakia - Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna.

Kôntinenta eto an-tany

Andôra 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Andorra la VellaEorôpa AndrefanaEorôpa AtsimoEspainaFrantsaLalàm-panorenana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TranonkalaTobilehibe FarihimenaWikiHFiteny tamilyMediaWikiFanjakana MitambatraFitenim-paritra malagasyJodaismaKolontsaina malagasyKameronaFaritany eto MadagasikaraTontolo iainanaEzekielaBaiboly amin' ny teny malagasyTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaGeorges AndriamanantenaAdy an-tranoAnjara asa (fitsipiteny)BetsileoWikiaTwitterFehezantenySiliaVondrom-bokin' i Nag HammadiLibiaTovona (fitsipiteny)AndriamasinavalonaPaoly (apôstôly)Evanjelin' ny Apôstôly Roa ambin' ny FoloBaraAngatra (aretina)Fanavaozana prôtestantaAziaArintany mahazatraLisitry ny gazety ao MadagasikaraVintana (finoan-drazana malagasy)HovaItaliaPaska jiosyFanatontoloanaRazana (finoana malagasy)MasikoroFanjakan' ImerinaNofyFifohazana FarihimenaMenakaRajoelina AndryKristianisma eto MadagasikaraAostraliaEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaAkohoFiteny malagasyEtikaAntananarivoLloyd KaufmanAntsirabeRazafinimanjaka RaketakaKofi AnnanApôkrifan' i JoanySoratra Masina1853Natalie PortmanGrenadyMarshall LeffertsWikimaniaZon' olombelonaAndriamandisoarivoFamoranaFiteny tsovasaEvanjely miafin' i JoanyMumbaiFaritra Atsimo-Andrefana🡆 More