Segondra

Ny segondra (eva SI: s), hafohezina s.

na seg. tsindraindray, dia anaran-tsingam-potaona ary izy no ampiasain' ny SI (système internationa) rehefa mandrefy ny fotoana. Azo refesina izy amin' ny famataranandro. Misy 60 segondra ny iray minitra ary misy 3 600 segondra ny iray ora.

Segondra
1 minitra = 60 segondra
Segondra
Fitepon-tsegondra

Ny segondra dia singam-potoanan' ny andro. Ny segondra iray dia 1/86400 andro (satria 1/24×60×60). Fa tamin' ny taonjato faha 19-20, ny fandinihana ara-kainkintana dia milaza fa mihalava ny salan' ny segondra, ary noho izany, tsy natao ho tsiahin' ny singam-potoana intsony ny fihodinan' ny tany. Amin' ny famataranandro atômika, azo atao ny mamaritra ny segondra amin' ny alalan' ny fototoetran' ny natiora.

Mbola azo zaraina 60 ny iray segondra mba hahazoana ny atao hoe tiersa, ka ny iray tiersa dia iray ampahenimpolon' ny segondra. Idreto koa ny fizaràna hafa: milisegôndra, mikrôsegondra, nanôsegondra, pikôsegondra, femtôsegondra, ary atôsegondra.

Jereo koa

Ventim-potoana

Rohy ivelany

Miteny anglisy

Segondra 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Segondra Jereo koaSegondraFamataranandroMinitraOra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Dinan' i VarsoviaLisitry ny zavatra madinidinika 60001-6100026 OktobraMoctezuma IISouclinLarreule, Pyrénées-AtlantiquesRaki-pahalalanaFiteny pôlôneyFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraApple2006Repoblika Fahefatra (Madagasikara)TorkiaPôntio PilatoTsinyMpaminanyFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraRepoblikan'i WeimarJeôrjiaImamoKabary famangianaFandroahana fanahy ratsyRSSFiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2010Sokajin-tenyMpitsara ao amin' ny BaibolyAmerikaSrilankaHagia SophiaSeptoajintaEmpira ÔtômànaSakalavaKońskowola2009Ahmed Salah HosnyFiteny malagasyLisitry ny filohan' i MadagasikaraLohataonaCalvin CoolidgeAziaDiana, Andriambavin'i ValesaFandraisanaSahih MuslimORun Run ShawAndrianjakanavalomandimby11 NovambraFrancisco Javier Muñoz LlompartSeranam-piaramanidin'i London HeathrowFahavaratraBetsileoAzôtaAdijadyBaskin-RobbinsRalamboPalestinaAndoni GoikoetxeaAndrianjaka22 NovambraMenalambaFiteny soedoàAnton ChekhovCocoa Beach, FloridaSunan al-SughraYzeuxIsraelyEpistilin' i PaolyHaranita-tsaina voatrolombelona9 DesambraAnjara asa (fitsipiteny)São José da VarginhaSamuel RatanyIngosetiaDurrësDābbat al-Arḍ🡆 More