Amphibia

Kilasy biby tondraka hatsiaka sy manana taolan-damosina, izany manatody amin'ny rano, miaina rivotra mampiasa havokavoka sy mandeha amin'ny tany amphibia.

Dia ahitana ny sahona, ny saobakaka, ny salamandridae, sy ny apoda. Dia tsy maintsy mijanona akaiky rano ny ankamaroany amphibia. Mihetsika bebe kokoa amin'ny alamorana izyireo. Monina ny tanykarakaina vitsy karazana amphibia (ohotra Breviceps macrops).

Amphibia
Karazany tamin'ny amphibia

Ny fahiny mbola velona fianakaviana tamin'ny amphibia ny salamandridae. Toa toy ny androngo ny salamandridae, nefa manana hoditra sy atody latsaky tantera-drano ny salamandridae. Manatody tsotra atody, tsy misy tapotsin atody na hafa tambatsela, ny amphibia. Sady tsikariny mbola toy ny trondro ny salamandridae.

Dia midika hoe 'amin'ny andaniny roa' na 'miaina roa fiainana' amin'ny teny Grika fahiny 'amphibia'.

Citation

Tags:

AlamoranaApoda

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiainana ara-panahyTeôlôjiaJoany ApôstôlyWayback MachineLisitry ny gazety ao MadagasikaraAnglikanismaFehezantenyEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)MeksikaFanambaràna ny hevitry ny nofyAljeriaZakaiosyKristôlôjiaRota (Baiboly)Baskin-RobbinsEskatôlôjiaStrawberry PrinceVoromaheryMarc RavalomananaPôlitika eto Madagasikara7 AprilyMozilla FirefoxFizaràn-taonaTetiandro malagasyTwitterFanambadianaTorimasoFiteny malagasyArkanjelyFitsipi-pitenenanaKabary am-panambadianaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôLaharam-pehintanyAndriamasinavalonaPizayWikiKatôlisisma5 OktobraFiainana aorian' ny fahafatesanaDavida (mpanjaka)Michel SimaParisyMpiandry tsaraFoko eto MadagasikaraMehmedAlakaosyAndriamanitra (tokana)FanjanahantanyMailakaWiki FoundationPaska jiosyLôndônaMarilyn MonroeFatranaJônà (mpaminany)Fampianaran-diso6 NovambraTanàn-dehibeSihanakaFifandraisan-davitraFaritra MelakyRavalomanana MarcPoaceaeEuroAnjara asa (fitsipiteny)Kabary famangianaMatoantenyFilazam-potoana ankehitrinyBokin' ny SalamoKafe (fisotro)Filazantsara araka an' i JoanyKristianisma13 NovambraLloyd KaufmanAterineto🡆 More