Ekôsy

I Ekôsy dia iray amin'ireo firenena mitambatra ao amin'ny Fanjakana Mitambatra, izay hita ao amin'ny tapany avarfatr'i Britaina Lehibe, sady ahitana koa ireo tangoro-nosy madinika ahitana ny Hebrides, ny Orcades, ny Shetland.

Ny fanjakan'i Ekôsy dia fanjakana nanana ny fiandrianany izay nifarana tamin'ny 1 Mey 1707 izay nitambarany tamin'ny fanjakan'i Angletera mba hamoronana ny fanjakan'i Britaina Lehibe.Atao hoe Scotland izy amin'ny teny anglisy fa Alba amin'ny teny gaelika ekôsey ary Ecosse amin'ny teny frantsay.

Ekôsy
Ekôsy

Iray amin'ireo firenena seltika enina i Ekôsy. I Edimbourg norenivohitra ara-bola sy ara-panjakanan'i Ekôsy, nefa ny tanàna lehibe indrindra dia i Glasgow izay be orinasa indrindra ara-tantara. Ny tanàn-dehibe hafa dia i Aberdeen, i Dundee, i Stirling, i Perth ary i Inverness.

Tags:

AngleteraBritaina LehibeFanjakana MitambatraTangoro-nosyTeny anglisyTeny frantsay

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AntankaranaAndriamasinavalonaLisitry ny gazety ao MadagasikaraBridgette KerkoveFiangonana Loterana MalagasyArabia SaoditaBritaina LehibeChauvac-Laux-Montaux1946Tanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaFiteny aostrônezianaDidy FoloTeam Fortress 2Hansel et GretelFanagasianaEorôpaTeknôlôjiaVintana (finoan-drazana malagasy)PenguinArthur C. ClarkeEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)AmbohimangaAdama sy EvaTrixie Gardner, Baroness Gardner of ParkesAlex Rodrigo Dias da CostaKômôroBetsimisarakaKatrafayTendrombohitra roa ambin' ny folon' ImerinaVirjiniaSoratraMpamaritra (fitsipiteny)LovantsofinaFaritra eto MadagasikaraSaolyTetiandro malagasyMadagasikara zanatany frantsayTsindrimandry (fivavahana)ÔfitaSilamoKapveraHasinaAfrikaSomatraEvanjelin' ny Apôstôly Roa ambin' ny FoloFihetseham-poAlahamadyMir Alisher NavoïAsidra dezôksiribôniokleikaVaryDesambraRepoblika Demokratika MalagasySinôgramaAsorotanyToetanin-jana-pehin-tany1994Erwin WurmFaritra SavaAndrianampoinimerinaSongosongoDistrika eto MadagasikaraZavakantoParashaFangitra ara-jeografiaAkademia MalagasyNoyelles-sur-SelleDavida (mpanjaka)HaitsikerafitenyVohitr' andrianaFahaterahana🡆 More