Volamena

Ny volamena dia singa simika mitondra ny eva Au (avy amin' ny teny latina hoe Aurum).

79 ny isa atômikany. Mavomena mamiratra ny lokony, mavesatra izy, azo tefena ho manify araka izay azo atao. Metaly fanaovam-piravaka sarobidy ny volamena. Izy koa no fototry ny sandam-bola miasa eran-tany. Misy karazany roa ny volamena, dia ny volamena maitso sy ny volamena mena. Teo amin' ny tantara dia ny volamena no metaly sarobidy indrindra. Lazaina ho tsy mety simba sady metaly manan-kaja izy satria tsy dia andairan' ny asidra na ny harefesina.

Volamena
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka simia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Volamena
Volamena

Ohabolana

  • Volamena latsaka am-bovoka : tsy avelan' ny soa tsy hihiratra.

Jereo koa

Tags:

AsidraFiteny latina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

BruyèresDokuWikiLisitry ny zavatra madinidinika 15001-16000Mary ShelleyFilazantsara miafin' i MarkaJairaHipôlito avy any RômaMatoanteny mpanampyDarwin, MinnesotaNorroy-lès-Pont-à-MoussonGrisia TalohaAnganoRodomeLezôtôThomas BevanSaint-Bonnet-de-ChavagneSikidy malagasyFifohazana (kristianisma malagasy)Vorombola19 NovambraMaligny, Côte-d'OrRoger B. ChaffeeKelsôsySigfrid EdströmLinksan' i EoraziaAsa AkiraNewfolden, MinnesotaRadama VoalohanyAsan' ny ApôstôlyFototenyAbdellatif FellainiTerakaAndriamanitra (tokana)Giampiero MainiSailen MannaBaiboly Dikanteny Iombonana Eto MadagasikaraSakalavaManuel Jiménez JiménezAlandurJerosalemaMundolsheimRichard WhitcombMistery masinaDennis PulestonFiangonana zandrinyAntandroyFiteny araboBlaogySabata (jiosy)Jean-Joseph RabeariveloAprily(15182) 9538 P-LMpamaritra (fitsipiteny)TranonkalaFaritra Atsimo-AndrefanaSarielaSakafo malagasyKacper PrzybyłkoAterinetoSalehabad, IlamMpampiankin-tenyRajoelina Andry407Baiboly amin' ny teny malagasyChun Doo-hwanFilôzôfiaFoko eto MadagasikaraAkangaSchleithalRanomasina🡆 More