Ny taompolo na folo taona dia fe-potoana misy taona miisa folo mifanarakaraka.
Ny laharany ao anatin' ny taonjato iray no atao anaran' ny taompolo iray. Ny taona voalohany ao amin' ny taonjato iray dia an' ny taompolo voalohany. Ny taona 2023 dia ao anatin' ny taompolo fahefatra ao amin' ny taonjato faha-21.
Taona sy taompolo ao amin’ ny taonjato faha-21 | |
Taona | Taompolo |
2001-2010 | Taompolo voalohany na taompolo 2010 |
2011-2020 | Taompolo faharoa na taompolo 2020 |
2021-2030 | Taompolo fahatelo na taompolo 2030 |
2031-2040 | Taompolo fahefatra na taompolo 2040 |
2041-2050 | Taompolo fahadimy na taompolo 2050 |
2051-2060 | Taompolo fahenina na taompolo 2060 |
2061-2070 | Taompolo fahafito na taompolo 2070 |
2071-2080 | Taompolo fahavalo na taompolo 2080 |
2081-2090 | Taompolo fahasivy na taompolo 2090 |
2091-2100 | Taompolo fahafolo na taompolo 2100 |
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Taompolo, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.