Vondrona iraisan' ny governemanta maro ny Vondrona Eorôpeanina (VE).
Misy firenena 27 ao anatiny. Voaforona tamin' ny 7 febroary 1992 izy, tamin' ny nahasoniavan' ny firenena eorôpeanina 12 ny Dinan' i Maastricht, efa mpikambana tao amin' ny CEE na EEC.
30,82%n' ny harin-krena faobe eto an-tany dia any Eorôpa no misy azy, io no tsena ara-toekarena ngeza indrindra eto an-tany. Firaisam-padintseranana ny Vondrona Eorôpeanina, ary misy firenena 15 nahamafy ny fiaraha-miasa ao anatin'ny fikambanana ara-bola sy ara-toekarena, ilay faritra Euro. Misy firenena mampiasa miaraka ilay vola tokana ny Euro (€)
Niteraka ny CEE tamin' ny voasonia tamin' ny 25 Martsa 1957 tany Roma any amin' ny Capitole ; hita ohatran' ny tsena iraisana izy.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Vondrona Eorôpeana, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.