Haikintana

Ny haikintana na astrônômia dia siansan' ny voajanahary andinihana ny kintana, izay mitady ny hamaritra ny fiaviany, ny fivoarany ary ny tondrony ara-pizika sy ara-tsimia.

Fito arivo taona lasa izay ny taranjan’ ny haikintana no fantatry ny olombelona; amin’ ny alalan’ ny tao ara-pivavahana ny vanimpotoana nialoha ny Tantara, ka noho izany dia anisan’ ny taranja siantifika antitra indrindra izy.

Haikintana
Ny Rahon-kintana Omega

Ny mpahay kintan' ny Andro Taloha izay namela lova ara-materialy amintsika dia ny Ejipsianina sy ny Nobianina (mponina mipetraka ao amin' ny tapany atsimon' i Ejipta) ary ny sivilizasiônan' i Stonehenge, any andrefana amin' i Angletera amin' izao fotoana izao. Nanana fomba fandinihana ny lanitra maizina ny sivilizasiôna taloha toy ny Babilônianina, ny Grika, ny Sinoa, ny Indianina, ny Iranianina ary ny Maià. Na dia izany aza, nilaina ny famoronana ny masolavitra hahafahan' ny haikintana mivoatra amin' ny siansa ankehitriny. Taloha, ny hairefikintana (astrômetria), ny familian-tsambo amin' ny alalan' ny kintana, ny haikintana mandinika, ny fanaovana tetiandro ary ny fanandroana, ankehitriny anefa ny haikintana matihanina dia matetika ampiarihana amin' ny fizikan-kintana (na astrôfizika).

Mbola betsaka ny fandraisana anjaran' ny mpahay kintana tsy manao azy amin' ny fomba matihanina amin' ny fahitam-baovao ara-kaikintana amin' izao fotoana izao, ary anisan' ny taranja mbola manome anjara ny mpahay kintana tsy matihanina ny haikintana.

Rohy ivelany

Tsiahy

Tags:

FivavahanaFizikaKintanaSiansaSimia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

JeôgrafiaKabaryMadagasikaraAndro AntenatenanyAtsinanana AkaikyDidy FoloFiteny alemànaStockholmAnaran-tsamireryTim Berners-LeePereira BarretoCaunette-sur-LauquetFandriam-pahalemana684Firaisana ara-nofoNazismaOkrainaVaryKabary am-panambadianaSonja HenieFilazantsara araka an' i MatioTaom-baovao malagasyFitrandrahana harena an-kibon' ny tany eto MadagasikaraMosavy (finoana malagasy)AlahamadyKalandrie persanaMonzónDokuWikiSanta-Kity-sy-NevisyMohamadyAlemainaKristiansandIndiaToekaren' i MadagasikaraÉcueilValanaretin' ny Covid 19 eto MadagasikaraAhidambo640Tantaran' i MadagasikaraRepoblika MalagasyAdijadyJôbaVondronosy MitsioSikidy malagasy500Kristianisma eto MadagasikaraMax von SydowNarvikEpistily ho an' ny RômanaFitodika iharanaSolosaina1134Lalan-jazaJean-Paul BelmondoTetiandro malagasyBergenVolahavana GermaineFanekem-pinoana apôstôlika1923Fiangonana Loterana MalagasyHåvard NielsenLitorjiaSaint-Jean-de-SerresLasantsyAlakamisy AmbohijatoVikingy (vahoaka)FitampohaFiteny malagasyMaley (firazanana)PôlitikaBaraNepalyAdizaoza🡆 More