Facebook

Facebook dia sampan-draharaha tambajotra ara-tsosialy noforonina ny volana Febroary 2004, izay karakarain'ny orinasa Facebook Inc.

Tamin'ny volana Septambra 2012, nihoatra ny iray miliara ny isan'ny mpampiasa an'i Facebook, ary mahery ny antsasak'izy ireo no manao Facebook amin'ny finday. Tamin'ny volana Oktobra 2012 ny tranonkala facebook izay manana ny adiresy www.facebook.com dia tranonkala faharoa voavangy indrindra eo amin'ny Aterineto aorian'i Google.

Tsy maintsy misoratra ny mpikambana vao afaka mampiasa ilay tranonkala, ary rehefa vita izany dia afaka mamorona ny takelany, mifandray amin'ny mpikambana hafa izay nampiany ho namana ary mifanakalo hafatra. Miampy amin'izany koa ny fahafahana miditra anaty vondrom-pikambana ary manasokajy ny namany anaty lisitra manokana ("namana akaiky", "mpiara-miasa"...).tsy

Tantara

I Mark Zuckerberg no namorona an'i Facebook tamin'izy mbola mpianatra tao amin'ny oniversiten'i Harvard tamin'ny 2004. Talohan'io Facebook io, izy dia nanokatra an'i Facemash izay nosokafany ny 28 Oktobra 2003.

Rohy ivelany

Tsiahy

ny Facebook dia ahafahana mifandray aman'olona sy mandefa dokambarotra kanefa izy dia misy voka-dratsiny ho an'ny ankizy mbola mianatra

Tags:

20042012AterinetoFebroaryFindayOktobraSeptambraTambajotra ara-tsosialyTranonkala

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Johann Wolfgang von GoetheImmanuel KantFanjakana MitambatraFahasalamanaAlahamadyFivarotana andevoBretagne-d'ArmagnacArjentinaMadagasikara zanatany frantsayMianmaraRepoblika Malagasy2004Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraBokin' i EzekielaJerosalema AndrefanaHypertext Markup Language1200AndriamasinavalonaPalmdale, KaliforniaFifandraisan-davitraMôsikaoBolgariaFanahy Masina (kristianisma)AlemainaMaleziaJerosalema10 AprilyBirikyLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenySakalavaTetiandro gregôrianaFanahin' ny vatanaLimboAndôraKôlômbiaFiangonana Jesosy MamonjyFiainana aorian' ny fahafatesanaRaki-pahalalanaRabatFiteny alemàna22 AprilyMarovatoApôstôly roa ambin' ny foloJean-Joseph Rabearivelo1190DemonyIsraelyAbelaFANJAKAN’ I MADAGASIKARAFiteny latina612Fivavahana amin'ny razanaTantaran' ny kristianismaWikipedia amin'ny teny malagasyTestamenta VaovaoTantaran' i MadagasikaraFiraisana ara-nofoRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Epistily ho an' ny RômanaAntemoroRova ManjakamiadanaFambolenaAsa AkiraSekolyHasina (zavamaniry)Fiangonana Loterana MalagasyFiteny hebreoFanavakavaham-bolon-koditra1826Eveka🡆 More