Ny vy dia zavatra simika, manana eva Fe (fanafohezana ny teny latina hoe Ferrum) ary manana isa atômika 26.
Io no zavatra ferômanetika tena fantatra sy tena hita matetika indrindra amin' ny fiainana andavanandro. Ny vy tsotra dia metaly malemy (mbola malemy noho ny viraty), fa raha asiana lotondoto kely fotsiny izy (roa na telo isan-jaton' ny lanja totaliny), dia lasa mafimafy kokoa: raha afangaro amin' ny metaly hafa izy na amin' ny karbônina, dia lasa mbola mafy be noho ny vy madio.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Vy, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.