Venosy

Venosy (marika: ) dia ny fajiry faharoa mihodikodina manodidin'ny manodidin'ny Masoandro.

Ny halavirany amin'ny masoandro dia 108 tapitrisa kilometatra. Noho ny hatevin'ny sosondrivony ary noho ny fahafahany mitazona ny hafanana, dia eo amin'ny 465°C hatramin'ny 490°C ny mari-pana eo amin'ny troposferan'ilay fajiry.

Venosy
Ny fajiry Venosy.

Ny tsindry amin'ny faritra ambanin'ny troposfera dia eo amin'ny 92 bar (in-92 ny tsindrin'ny soson-drivotry ny tany), 95% ny tahan'ny diôksida karbônan'ilay soson-drivotra.

Ny herin-kazavany dia eo -4,6.

Rohy ivelany

    Ireo fajirin'ny Masoandro
MerkioraVenosyTanyMarsaJopiteraSatorinaOranosyNeptona
Venosy 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Venosy   

Tags:

Masoandro

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Voninahitra (fivavahana)Fitsipiteny malagasyPistisy SôfiaRio de Janeiro (tanàna)GoogleFiteny araboAnsel Adams23 JonaArjentinaThomas MannDidy FoloKameronaFilipinaAsir, IranSôfia (gnôstisisma)Fikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaJakartaTetiandroTeknôlôjiaSelaKôlômbiaFanahy MasinaAfrikaAzerbaijànaNHansel et GretelRanoFiteny fôrmôzanaVolaTodyFanjakan' ImerinaAndriamiseza LucienParashaPakistànaFamadihanaRadama VoalohanySaretyFaingo mihantonaVanim-potoana kristianaFasismaSoson-drivotraQIT Madagascar MineralsSimôna avy any KirenaTeboka roaKabary famangianaPoopyRepoblika Fahefatra (Madagasikara)ÔbadiaRosiaEvanjely grikan' ny EjipsianaAdaoroVolana (fotoana)Kônsily Vatikàna IIIaldabaôtaOndryJoroRSSAbidy grika11 NovambraFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraAdy MangatsiakaGaliaNormandiaRepoblika Demokratika MalagasyFomban-drazanaTestamenta Taloha🡆 More