Sodàna Atsimo

I Sodàna Atsimo na ny Repoblikan' i Sodàna Atsimo da firenena ao Afrika Atsinanana, manana vekarana mirefy 619 745 km².

I Djouba no renivohiny. Atao hoe Republic of South Sudan izy amin' ny teny anglisy fa République du Soudan du Sud izy amin' ny teny frantsay.

Sodàna Atsimo
Sainan' i Sodàna Atsimo
Sodàna Atsimo
I Sodàna Atsimo ao Afrika
Sodàna Atsimo
Sarin-tanin' i Sodàna Atsimo

Atao hoe Sodaney Tatsimo ny vahoaka' ity firenena ity. Taorian' ny fitsapan-kevi-bahoaka natao tamin' ny 9-15 Janoary 2011 no nisarahan' i Sodàna Atsimo tamin' ny Repoblikan' i Sodàna tamin' ny 9 Jolay 2011. Taorian' io anefa dia mbola tsy nifanarahan' ny firenena roa tonta ny famaritana ny sisin-tany manasaraka azy ireo. Ny fiteny anglisy no fiteny ôfisialiny.

Jereo koa

Firenena ao Afrika:

Afrika Atsimo - Alzeria - Angôla - Benino - Borkina Fasô - Borondy - Bôtsoana - Ejipta - Eritrea - Esoatiny (Soazilandy taloha) - Etiôpia - Gabôna - Gambia - Ganà - Ginea - Ginea Bisao - Ginea Ekoatôrialy - Jibotỳ - Kamerona - Kapvera - Kenia - Kômôro - Kôtidivoara - Lezôtô - Liberia - Libia - Madagasikara - Malaoy - Malỳ - Maorisy - Maoritania - Marôka - Môzambika - Namibia - Nizera - Nizeria - Oganda - Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika - Repoblika Demôkratikan' i Kôngô - Repoblikan' i Afrika Afovoany - Repoblikan' i Kôngô - Roanda - Saô Tôme e Prinsipe - Seisely - Senegaly - Siera Leôna - Sodàna - Sodàna Atsimo - Sômalia - Sômalilandy - Tanzania - Tôgô - Tonizia - Tsady - Zambia - Zimbaboe

Kôntinenta eto an-tany

Tags:

Afrika AtsinananaTeny anglisyTeny frantsay

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tantaran' i EtazoniaTanakhFanekem-pinoana nikeanaMartsaFamoranaDubaiDrozaVintana (finoan-drazana malagasy)FanambadianaGidroFiangonana ôrtôdôksa tatsinananaShenzhenFinoanaKônsily tao Clermont tamin' ny taona 10951802Katesizin' ny Fiangonana KatôlikaThucydidesSeranan-tsamboHazokesikaTriniteKota TarakanMozilla FirefoxBaraingoDmitri KombarovTandavan-tendrombohitra AlpaOmar ibn al-KhattâbFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraPoaceaeNikolai TrubetzkoyBanto (vahoaka)Fanahy Masina (kristianisma)Victor SkoumineBlaogyAzerbaijànaHoratio NelsonBaiboly amin' ny teny malagasyTakatraChildersburg, AlabamaEmpira Neô-AsirianaRanomasina MenaIssy-les-MoulineauxLavaka mainty50 CentCincinnatiZafisoro640AsorotanyDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Fihafanan'ny tanyGrigori RaspoutineElon MuskKabary tera-baoLongueville, Pas-de-CalaisFaingo mihantonaWuhanFidinan' i Kristy any amin' ny fiainan-tsi-hitaFitenyVoayPanjinAfrika AfovoanyPrôtestantismaAntemoroAdijadyGideônaWikiCasinoBaruch SpinozaAviré(10651) van LinschotenGeorges AndriamanantenaAmbohidrabibyAntesaka1008Andry Rajoelina1637🡆 More