Manga

Ny manga dia voankazo avy amin' ny zavamaniry mitovy anarana aminy, antsoina amin' ny anarana ara-tsiansa hoe Genus Mangifera, hazo ao amin' ny fianankavian' ny Anacardiaceae.

Avy any India ny manga, ary volena eny amin' ny faritra manana toetanin-jana-pehin-tany manerana ny tany. Anisan' ny voakazo vokarina noho ny ranony, noho ny tsirony ary noho ny lokony ny manga.

Manga
Manga
Manga
Manga
Manga
A mango tree in full bloom in Kerala, India

Avy amin' ny teny pôrtogey hoe manga, izay avy amin' ny teny malaialamo hoe മാങ്ങ / māṅga, izay avy amin' ny teny tamoly hoe மாங்காய், māṅgā, ny teny malagasy hoe manga.

Manga
Manga masaka

Toetoetrany

Afaka telo na enim-bolana ny manga vao masaka. Miovaova ny hangeza sy ny lokon' ny manga masaka, mety mavo, laoranjy, mena na maintso rehefa masaka, araka ny karazany. Rehefa masaka ny manga, dia misy fofona mampiavaka azy manokana avoakany.

Jereo koa

Tags:

IndiaToetanin-jana-pehin-tanyVoankazo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiangonana Malagasy Tranozozoro AntranobirikyFandikan-tenyVolamakaVintana (finoan-drazana malagasy)Bob KhannaPrôtektôrata Frantsain' i MadagasikaraTsindrimandry (fivavahana)Misiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraFifohazana (kristianisma malagasy)AntananarivoArintany mahazatraTorkia1167AurangzebFiteny japôneyRafitra fitantanana votoatinyFifohazana FarihimenaTanalaWuhanApôkalipsin' i StefanaFihafanan'ny tanyOlombelonaWashington D.C.Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraÉmile DurkheimAkohoLisitry ny filohan' i MadagasikaraTovona (fitsipiteny)Distrikan'i FianarantsoaFilazantsara araka an' i JoanyWayback MachineRakibolanaApôkalipsy voalohan' i JakôbaAostraliaFrantsaFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraBetsimisarakaApôkalipsy gnôstikan' i PeteraFijyEvan'ny zodiakaAsa (mpanjakan' i Jodà)1912ArgonautesFanekem-pinoana nikeanaFiteny sakalavaFanahy MasinaEvanjelin' ny Roa ambin' ny foloBoky faharoan' i HenôkaWikiSombin-tantaraAdaoroWiki FoundationKolontsainaFanomezana fiton' ny Fanahy MasinaAndrianampoinimerinaGeorges AndriamanantenaTailandyAbidy araboAbdellatif FellainiISO 3166-1SihanakaGovernemantaLokangaVoankazoFanambadianaMôlekiolaHaikyuOniversiteFitsarana faranyFivavahan-drazana malagasyAntemoroAntsiranana🡆 More