Landihazo

Ny landihazo na hasy dia tsiraka avy amin' ny zavamaniry izay mamono ny vihin' ny zavamaniry landihazo.

Izany tsiraka izany dia ovaina ho kofehy mba hanamboarana lamba. Ny landihazo no tsiraka voajanahary vokarina be indrindra eto ambonin' ny tany, indrindra any Sina sy any India. Hatramin' ny taonjato faha-19 dia ny landihazo no tsiraka fanaova-damba mitana ny laharana voalohany (marikitra ny 50 %n' ny vokatra ilaina maneran-tany).

Landihazo
Landihazo na hasy

Tags:

IndiaSina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Arabia SaoditaDumboPistisy SôfiaIaldabaôtaAbu Mansur al-BaghdadiHazomangaAlahasatyBrécy, AisneMerinaAsidra dezôksiribôniokleikaFandraisanaFilôzôfiaKônfirmasiônaSugar Land, TexasTestamenta TalohaHendersonville, TennesseeFanandroanaKôngô-BrazzavilleLoksemborgaJesoa araka ny kristianismaFilaza mandidyTeknôlôjiaFNoyelles-sur-SelleNederlandyApôkrifan' i JoanyBoky protokanonikaKatrafayMayotteAmerika AvaratraSihanakaNZairaMadagasikara zanatany frantsayTalataFanambadianaAdy Lehibe FaharoaSolosainaTrimôrfika PrôtenôiaSalavantanin' i GazaAntandroyKapveraFanahy1629Dakota AtsimoOndryLembalemba IranianaApôkalipsy faharoan' i JakôbaRio de Janeiro (tanàna)LambamenaParashaFiarahamoninaJodaismaHiragasyFaritra BoenyMalagasy (vahoaka)Evanjelin' ny Roa ambin' ny FoloFianakaviam-pitenyBiraom-panisan'i EtazoniaWashingtonFameno (fitsipiteny)AntankaranaSaonjoArkônta (gnôstisisma)Apôkalipsin' i StefanaNosy KanariaNizeriaAbbas Ibn FirnasKabary tera-bao🡆 More