Jibotỳ

}}

{{ {{{langue}}} }}
جمهورية جيبوتي ar
Gabuutih Ummuuno aa
Jamhuuriyadda Jabuuti so
Repoblikan'i Jibotia ((mg))
Sain'i Jibotia Mari-piandrian'i Jibotia
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : Unité, Égalité, Paix
Jibotỳ
Teny ofisialy frantsay ary arabo
somali ary afar (fiteny iraisana)
Renivohitra Djibouti
11°36′N 43°10′E / 11.600°N 43.167°E / 11.600; 43.167
Tanàna lehibe indrindra Djibouti
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
Repoblika
Ismail Omar Guelleh
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 145
23 000 km²
Azo tsy raharahiana
Isam-ponina
 - Tontaliny (2010)
 - hakitroka
faha 161
833 000 mpo.
21 mpo./km²

Anaran'ny mponina Jibotianina
Sandam-bola Franc Djibouti (DJF)
Faritr'ora UTC +3
Hiram-pirenena Tonon-kiran'i Aden Elmi,
mozikan'i Abdi Robleh
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+253

I Jibotỳ na Repoblikan' i Jibotỳ dia firenena any Afrika Atsinanana, manana morontsiraka eo amin' ny Ranomasina Mena. Ny anaran-drenivohiny dia Djibouti. Zanatany frantsay taloha, izay nahazo ny fahaleovan-tenany tamin' ny taona 1977 i Jibotỳ. Manana velaran-tany mirefy 23 200 km² izy. Eo amin' ny fidirana ao amin' ny Ranomasina Mena izy, eo anelanelan' i Etiôpia ao andrefana sy i Sômalia (Sômalilandy) ao atsimo. I Eritrea no ao avaratra. Mifanefitra ranomasina amin' i Iemena izy. Ny andilan-dranomasina Bab el-Mandeb no manasaraka azy amin' ny Saikanosin' i Arabia.

Atao hoe جمهورية جيبوتي / Jībūtī izy amin' ny teny arabo, fa amin' ny fiteny afara kosa dia Habuutih Ummuuno, ary amin' ny fiteny somalỳ dia Jamhuuriadda Jabuuti.

Jibotỳ
Sarin-tanin' i Jiboty

Tamin' ny taona 2010 dia nisy mponina miisa 833 000 tao Jibotỳ, ka ny antsasa-manilan' izany (58 %) no monina ao Djibouti renivohitra. Atao hoe Jibosiana na Jibotiana ny vahoakan' io firenena io.

Ny Afara sy ny Sômaly no vondrom-poko maro an' isa indrindra ao. Miozolmana sonita ny ankabeazan' ny mponina.

Maina ny tanin' i Jibotỳ ka saika tsy hita any ny fambolena. Ny seranan-tsambon' i Djibouti no hany toerana mampiaina ny toekeran' i Jibotỳ.

Jereo koa

  • Vahoaka ao Jiboty
  • Fiteny ao Jiboty

Firenena ao Afrika:

Afrika Atsimo - Alzeria - Angôla - Benino - Borkina Fasô - Borondy - Bôtsoana - Ejipta - Eritrea - Esoatiny (Soazilandy taloha) - Etiôpia - Gabôna - Gambia - Ganà - Ginea - Ginea Bisao - Ginea Ekoatôrialy - Jibotỳ - Kamerona - Kapvera - Kenia - Kômôro - Kôtidivoara - Lezôtô - Liberia - Libia - Madagasikara - Malaoy - Malỳ - Maorisy - Maoritania - Marôka - Môzambika - Namibia - Nizera - Nizeria - Oganda - Repoblika Arabo Saharaoy Demôkratika - Repoblika Demôkratikan' i Kôngô - Repoblikan' i Afrika Afovoany - Repoblikan' i Kôngô - Roanda - Saô Tôme e Prinsipe - Seisely - Senegaly - Siera Leôna - Sodàna - Sodàna Atsimo - Sômalia - Sômalilandy - Tanzania - Tôgô - Tonizia - Tsady - Zambia - Zimbaboe


Kôntinenta eto an-tany

Jibotỳ 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

GuiratingaCaspar David FriedrichAlan ArkinKalandrie GregorianaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Indônezia26 AprilyAntonio Maria MagroArkady OstashevMaduraiTantaran' i EtazoniaLuiz Inácio Lula da SilvaFahaleovantenaLilongweEspainaJean-Joseph RabeariveloEdsger Dijkstra1284Fanjakan' i BoinaFivavahan-drazana malagasyFamakafakana ny BaibolyBokin' ny olon-kendryFiteny koàIranianina (vahoaka)Filazantsara miafin' i Marka1949AlahamadySaint-Sébastien, CreuseSigfrid EdströmAngatra (aretina)10 DesambraJyrki NieminenRepoblika Demôkratika MalagasyISO 4217ZanatenyNikodaEokaristiaAveloRay CharlesFamadihanaDemôkrasiaAmsterdam, OhioGrisia TalohaMicrosoft WindowsAdaoroMistery (kristianisma)Frank LebœufVintana (finoan-drazana malagasy)LiberiaMaqbool Fida HusainBokin' ny mpaminany (Baiboly)Fanekem-pinoanaOiseBryan CoreySonyKolontsaina ao GabônaMaleziaAlohotsyJeanne d'ArcLalambyNewfolden, MinnesotaMenalamba7 JonaFaritra Atsimo-Andrefana28 JanoaryTerakaAlandurVincenzo RosatiWikibolanaGnôstisisma🡆 More