Ny jeôlôjia dia rantsana iray ao anatin' ny siansa natoraly izay mandinika sy mandalina ary manadihady manokana momba ny Tany.
Tafiditra ao anatin' izany ny fandalinana ny vatosoa, vatobe fanaovan-trano, ary hatramin' ireo planeta manahaiky ny Tany ihany koa aza.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Jeôlôjia, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.