Japàna

Endrika:Formation pays

 日本国
Nihonkoku
((ja))
((ja))
Japana ((mg))
Sainan'ny Japana Faneva ny Japana
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : Tsy misy
Japàna
Teny ofisialy Japoney
Renivohitra Tokyo
35°41′N 139°46′E / 35.683°N 139.767°E / 35.683; 139.767
Tanàna lehibe indrindra Tokyo
Fitondrana sy governemanta
 - Mpanjaka
 - Praiminisitra
Fanjakana entin'antenimiera
Naruhito (徳仁)
Fumio Kishida (岸田 文雄)
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 62
377 975 km²
1,4%
Isam-ponina
 - Tontaliny (2020)
 - hakitroka
faha 10
126 226 568 mpo.
334 mpo./km²

Anaran'ny mponina Japoney
IDH (2019) midina 0.919 (ambony) faha-8
Sandam-bola Yen (JPY)
Faritr'ora UTC +9
Hiram-pirenena Kimi ga yo
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+81

I Japàna dia firenena ao atsinanan' i Azia. Ireo firenena manodidina azy dia i Korea Atsimo sy Avaratra sy Sina ary Rosia. Atao hoe 日本 Nippon na Nihon na (anarana ôfisialy) 日本国 Nihonkoku) izy amin' ny fiteny japôney. I Japàna dia tangoro-nosy manana halava 2 500 km eo ho eo misy nosy efatra lehibe, dia i Honshu, i Hokkaido, i Kyushu ary i Shikoku. Ao amin' ireo nosy efatra ireo ireo ny 97 %n' ny mponina manontolon' i Japàna, izay miisa 126 tapitrisa mponina. I Tokyo izay manana mponina 30 tapitrisa no renivohitra ary tanàna lehibe indrindra ao Japàna ary eto amin' izao tontolo izao.

Manana morontsiraka mirefy 30 000 km any ho any ity firenena ity. Tendrombohitra no mandrakotra 75 %n’ ny tanin’ i Japàna. Mangatsiaka ny toetany any avaratra izay andalovan’ ny rivotra avy any Siberia fa andalovan’ ny rivodozan-janapehin-tany kosa avy any Azia ny ao atsimo.

Ambony ny hakitroky ny mponina izay mahatratra 2 000 isaky ny km2 ao amin’ ny faritra sasany fa 13 000 any ho any izany ao Tokyo renivohitra, tanàna ngeza indrindra maneran-tany. Tandrenivohitra ny ankabetsahan’ ny mponina any Japàna izay mahatratra 80 %, ary ny tangoron-tanànan’ i Tokyo no onenan’ ny 20 %n’ ny mponina ao amin’ ity firenena ity.

I Japàna no firenena matanjaka ara-toekarena faharoa maneran-tany, aorian’ i Etazonia. Taorian’ ny Ady Lehibe Faharoa no nanombohan’ ny tena fandrosoany. Miroborobo ny taozava-baventy any Japàna, izay mitana ny laharana voalohany amin’ ny seha-pamokarana maro toy ny fanamboarana fitaovana elektrônika sy fiarakodia. Ny Yen no vola miasa any, izay ampiasaina betsaka amin’ ny raharaham-barotra maneran-tany, ankoatra ny dôlara sy ny eorô.

Tantara

Miteny ny maribolana fa foaforona tamin' ny taonjato faha-7 tal. J.K. i Japàna, ary ny mpanjaka Jimmu hono no namorona azy. Tafiditra tany Japàna ny fomba fanoratan' ny Japôney ankehitriny; ary ny pretra no nampiditra azy tany.

Tsy tena mitondra ny mpanjaka, any amin' ny tanan' ny andriana ny hasina.

Jeografia

Mponina

Politika

Jereo koa

Firenena ao Azia:

Afganistàna - Arabia Saodita - Armenia - Azerbaijàna - Bangladesy - Bareina - Botàna - Broney - Emirata Arabo Mitambatra - Filipina - Iemena - India - Indônezia - Iràka - Iràna - Israely - Japàna - Jôrdania - Kambôdia - Katara - Kazakstàna - Kirgizistàna - Kôety - Kôrea Atsimo - Kôrea Avaratra - Laôsy - Libàna - Maldiva - Malezia - Mianmara - Môngôlia - Nepaly - Ômàna - Ozbekistàna - Pakistàna - Palestina (fanjakana) - Rosia - Sina - Singaporo - Siria - Srilanka - Tailandy - Taioàna - Tajikistàna - Torkia - Torkmenistàna - Vietnamy.

Kôntinenta eto an-tany

Tsiahy

Tags:

Japàna TantaraJapàna JeografiaJapàna MponinaJapàna PolitikaJapàna Jereo koaJapàna TsiahyJapàna

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôAbidy grikaAngleteraRanoVoronaTestamenta VaovaoEorôpa AtsimoPôlitikaKristianismaIndiaFiteny latinaTorkiaAzerbaijànaZairaTrombaGambiaSampan-tenyFandriam-pahalemanaApôlinarismaKinshasaSimiaFifohazana (kristianisma malagasy)Mats HummelsFanahy MasinaMicrosoft WindowsFandraisanaAmerika AtsimoMosavy (finoana malagasy)TsekôslôvakiaAfrika AfovoanyISO 4217Fivarotana andevoLavars1960AdaoroOlombelonaFiangonana ôrtôdôksa tatsinananaIsam-poninaTetiandro gregôrianaAveloAdizaozaZanahary (finoan-drazana malagasy)1997Fanonganam-panjakanaBokin' i IsaiaZhuge LiangKameronaRepoblika Demokratika MalagasyApôstôly roa ambin' ny foloIsraelyNikoda20079 MartsaAsorotanyLisitry ny filohan' i MadagasikaraWikipedia amin'ny teny malagasyArjentinaMozilla FirefoxTononkaloHarin-karena faobeAntom-pisian'ny olona14171963MeyTsipi-panohizanaBirikyGregoriosy avy any NisaMôralyPer Brinch HansenFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraSoavalyFanandroana malagasyFisoronana sy fanalana vintana🡆 More