Fiteny Nilôtika

Ny fiteny nilôtika dia vondrom-piteny ao amin' ny sapam-piteny sodanika atsinanana an' ny fianakaviam-piteny nilô-sahariana, , izay tenenin' ny vahoaka nilôtika.

Mitsinjara amin' ny faritra midadasika hatrany Sodàna Atsimo, any Kenia, any Oganda ka hatrany Tanzania ireo fiteny ireo.

Fiteny Nilôtika
Faritra ao Afrika itenenana ireo fiteny nnilôtika

Faritra misy ny mpiteny nilôtika

Ahitana mpiteny nilôtika koa ny any amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô, ny any Etiôpia, ny any Kenia, ny any Sodàna, ny any Sodàna Atsimo, ny any Tanzania ary ny any Oganda.

Fisampanany

Araka ny fanasokajiana nataon' ilay mpahay fiteny Joseph Greenberg dia mizara ho sampana telo ny fiteny nilôtika:

  • Fiteny nilôtika atsinanana (fiteny turkana sy maasai, ohatra);
  • Fiteny nilôtika atsimo (fiteny kalenjin sy datooga, ohatra);
  • Fiteny nilôtika andrefana (fiteny luo sy nuer ary dinka, ohatra).

Jereo koa

Tags:

Fianakaviam-piteny nilô-saharianaKeniaOgandaSodàna AtsimoTanzania

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Sikidy malagasyLisitry ny zavatra madinidinika 1-1000AC/DC1922RosiaAmerikaFaritra Atsimo-Andrefana1833Lisitry ny zavatra madinidinika 44001-45000X-SAMPADivayFiteny pôrtogeyFiteny soedoàNikola TeslaPôntio PilatoTestamenta TalohaBonneval, Eure-et-LoirForyAndry dimin' ny finoana silamoSão José da VarginhaFiteny anglisyFrancis DrakeRatsirahonana Norbert LalaHaranita-tsaina voatrolombelonaVoltaireDrônaNsukkaOnjam-peoDajjalOndrilahy (antokon-kintana)Sodàna AtsimoLeopold II, mpanjakan' i BelzikaISO 4217Ankadinondry SakayAnaranaRalaimongo JeanWoodie FlowersMuslim ibn al-HajjajRaki-pahalalana9 DesambraBielôrosiaSiberiaMpandrindra milinaKyivFanandroana malagasyL'Express de MadagascarKalamFihafanan'ny tanyZon' olombelonaAppleMareuil-sur-AyMasikoroŌitaAchunSakalavaTorkmenistànaFiteny irlandeyTantara ny Andriana eto MadagasikaraTsinyFilioqueMarôkaArkeôlôjiaFanambaràna ny hevitry ny nofyÉcoivresVolana (fotoana)22 NovambraTena Fiangonan' i JesoaSandam-bolaSoratraAndriantomponimerinaFamakafakanaGoogleLa Jonchère-Saint-MauriceLisitr' ireo mpanjaka merina🡆 More