Fidangan' Ny Vidim-Piainana

Ny fisangan' ny vidim-piainana dia fisondrotan' ny vidin' ny entana sy servisy amin' ny toekarena ankapobeny sady maharitra.

Rehefa miakatra ny vidin-javatra amin’ ny ankapobeny dia vitsy kokoa ny entana sy serivisy azo vidina amin’ ny ventim-bola tsirairay; noho izany, ny fidangan' ny vidim-piainana dia mifandray amin' ny fihenan’ ny fahefa-mividin’ ny vola. Ny mifanohitra amin' ny fidangan' ny vidim-piainana dia ny fihenan’ ny vidim-piainana, fihenam-bidy maharitra amin' ny vidin' ny entana sy serivisy amin' ny ankapobeny. Ny fandrefesana ny fidangan' ny vidim-piainana dia ny tahan' ny fidangan' ny vidim-piainana, izay isanjaton’ ny fiovana anatin’ ny taona amin' ny tondrom-bidy ankapobeny.

Fidangan' Ny Vidim-Piainana

Mitranga ny fidangan' ny vidim-piainana rehefa misy ny tsindry ara-toekarena sy ny fiandrasana mialoha ny fisehoan-javatra sasany ka mahatonga ny tinady momba ny entana sy ny servisy hiakatra mihoatra ny tolotra misy amin' ny vidiny efa misy, na rehefa mihena ny vokatra noho ny tsy fahombiazan' ny fahafaha-mamokatra na ny fanerena rehetra eo amin' ny tsena. Raha kely dia kely na tsy misy ny fidangan' ny vidim-piainana dia marin-toerana ny vidin-javatra amn' ny ankapobeny.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Pôlitika eto MadagasikaraLisitry ny filohan' i MadagasikaraBetsileoRanavalona IDanilo GallinariEglizy katôlika rômaninaArjentinaDemony1855Zhuge Liang1431MontanaMosesy MaimonidaSoavalyTerakaKabary famangianaRanavalona IIKristianismaLimaVolanaJibotỳIndiaAmerika AtsimoVolahavana GermaineLatakiaQotbabadMaoritaniaFivavahanaEveka800Tantaran' i MadagasikaraHajjiabad, HormozganTaom-baovao malagasyAljeriaFanambaràna ny hevitry ny nofyTetiandro malagasyTesalônikaFahitalavitraMats HummelsKinshasaHasina (zavamaniry)Fiteny frantsayToliaraFamoronana (finoana sy fedrà)Abbasabad, MazandaranToniziaFiteny alemànaForyAlakamisy AnativatoRBirikyNikoda1960AdaoroBootjack, KaliforniaChah BaharInternet ExplorerOperaLisitr' ireo mpanjaka merinaFivavahana iranianaFiteny hebreoLloyd KaufmanFiainana aorian' ny fahafatesanaFitiavanaApôlinarismaAndrea ArnoldAfrika AfovoanyFitsapan-kevi-bahoakaPontianakRalaimongo JeanMozilla FirefoxPalmdale, Kalifornia🡆 More