Félix Tshisekedi

I Félix Antoine Tshisekedi Tshilombo, dia mpanao pôlitika sy mpitondra fanjakana ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô (RDK), teraka tao Léopoldville tamin' ny 13 Jona 1963, filohan' ny Repoblika hatramin' ny Janoary 2019.

Lany ho filoha lefitry ny Vondrona Afrikana izy tamin' ny 9 Febroary 2020 ary miasa mandritra ny tana 2021. Lany ho filohan' ny Repoblika izy tamin' ny fifidianana izay natao tamin' ny Desambra 2018. Na dia maro aza no tsy nanaiky ny fahalaniany noho ny fiheverana fa nisy ny hala-bato sy ny hosoka, dia izany fifidianana izany no azo lazaina fa nanaja ny fifandimbiasam-pitondrana hatramin' izay nahazoan' ny RDK ny fahaleovan-tena.

Félix Tshisekedi
Félix Tshisekedi tamin' ny taona 2019.

Jereo koa

Tags:

LéopoldvilleRepoblika Demôkratikan' i KôngôVondrona Afrikana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Apôkrifan' i JakôbaSaka1973Mounir Aziz DaoudNosy KanariaArabia SaoditaVyValve CorporationAndrianampoinimerinaFanjanahantanyNChauvac-Laux-MontauxFanjakan' ImerinaEbrahim HatamikiaHaifisaina sy hetsi-poBola (jeômetria)Faritra Atsimo-AndrefanaAfrikaFanekem-pinoanaNy Avana RamanantoaninaSugar Land, TexasFiteny afrikansaSôfia (gnôstisisma)DokotraKelsôsyJorge GonzálezVolaKabary tera-baoRasendrasoaTetiandro litorjika kristianaFanavakavaham-bolon-koditra(103906) 2000 DJ58Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Fiteny bengalyFanambaràna ny hevitry ny nofyOndryQBokin' i JôbaJean NarivonyFiteny litoanianina197129 JanoaryHaitsikerafitenyKantoAurangzebFahaleovantenaFasismaVirjiniaFiteny serba11 NovambraTantaraAdy Lehibe FaharoaAdizaozaFanonganam-panjakanaVoalavoJapànaBokin' i RotaFiteny sakalavaVietnamyFanafodyFiteny malaiô-pôlinezianaÔseaniaMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraDesambraFiteny neerlandey🡆 More