Antrôpôlôjia

Ny antrôpôlôjia dia siansa eo am-pihaonan' ny siansan' ny mahaolona sy ny siansan' ny zavaboary, izay andalinana ny olombelona sy ny vondron' olombelona amin' ny endriny rehetra, na ara-batana izany (araka anatômia, ara-biôlôjia, araka môrfôlôjia, araka-piziôlôjia, araka ny fivoarany, sns), na ara-kolontsaina (ara-piarahamonina, ara-pivavahana, ara-psikôlôjia, ara-jeôgrafia, sns).

Avy amin' ny tapa-teny grika roa ny teny hoe antrôpôlôjia, dia ny hoe ἄνθρωπος / anthrôpos, izay midika hoe "olombelona", sy ny hoe λόγος / logos, izay midika hoe "teny", "lahateny", "fandalinana", "siansa". Anisan' ny zana-taranjan' ny antrôpôlôjia ny antrôpôlôjian' ny fiarahamonina (na antrôpôlôjia sôsialy), ny antrôpôlôjian' ny fiarahamonina sy ny kolontsaina (na antrôpôlôjia sôsiô-koltoraly), ny antrôpôlôjian' ny fiteny, ny antrôpôlôjia biôlôjika, ny antrôpôlôjia fizika ary ny antrôpôlôjia arkeôlôjika.

Tags:

BiôlôjiaFiaraha-moninaFiteny grikaFivavahanaJeôgrafiaKolontsainaOlombelonaPsikôlôjiaSiansaSiansan' ny zavaboary

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Prôtestantisma eto MadagasikaraFiteny antandroyTanalaToetanin-jana-pehin-tany1971Filoham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraDokuWikiSun Yat-senFanekem-pinoana nikeanaFiteny japôneyAmalonaRavinalaEvan'ny zodiakaDistrikan'i FianarantsoaOmbyAhidamboSakramenta ao amin' ny prôtestantismaRakotozandry DanielAndriamanitra (tokana)FianarantsoaAnjara asa (fitsipiteny)1997Bokin' i HenôkaKameronaItaliaLisitry ny filohan' i MadagasikaraAbdellatif FellainiAlakaraboJVitaly LagutenkoFaritra Atsimo-AndrefanaAlahamadibePoaceaeRatsimilahoFifohazana (kristianisma malagasy)MediaWikiMpiandry tsaraFisoronana sy fanalana vintanaFiteny tsovasa1853AljeriaAsa (mpanjakan' i Jodà)Tantaran' i EtazoniaLalànaAriaryAbidy malagasyHasina (zavamaniry)Tendrontany AvaratraAndriantompokoindrindraBède le VénérableFahafatesanaSombin-tantaraBayer 04 LeverkusenFandroahana fanahy ratsyShanghaiZairaAbidy araboFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaFitsarana faranyFiteny tsôkotaoEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)KabaryTodyAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaBoky fahadimin' ny MakabeoGrenadyBokin' i AmôsaFiteny tamilyJeôgrafian' i Madagasikara🡆 More