Tendrontany Avaratra

Ny Tendrontany Avaratra dia toerana ara-jeôgrafia any avaratra indrindra eto an-tany, any ampovoan' ny Ranomasimbe Arktika manana halalina 4 261 m.

Misy ranomandry foana eo aminy. Ny Tendrontany Avaratra dia tsy teboka iray tsy mihetsika, fa somary mivilavila tahaka ny tandrimo, ny tsingerim-potoana fihodinkodinany dia14 volana.

Tendrontany Avaratra
Ny saritanin'ny tendron-tany avaratra

Samihafa amin' ny tendrontany araka anjan' andriamby ny tendrontany ara-jeôgrafia, ny tendrontany araka anjan' andriamby dia ivon-toerana itodihan' ny tondroavaratra.

Ny fizahana ny tendrontany avaratra dia nanomboka tamin' ny 1908 tamin' i Frederick Cook tonga tany tamin' ny 21 Aprily (2008), fa mety nafeniny ny tena lalany. Nilaza ny Kôngresan' i Etazonia hoe i Robert Peary ny tonga tany an-tendrontany voalohany tamin' ny 6 Aprily 1909, fa tsy dia manaiky izany fisehon-javatra izany ny mpanao tantara tamin' ny nahitana ny tahaky ny diarin' i Peary: nety diso izy tamin' ny faminavinany. I Roald Amundsen sy i Umberto Nobile no tena fantatra fa nanidina teo ambon' ny tendrontany avaratra tamin' ny fiaramanidina tamin' ny 26 Mey 1926.

Eo anelanelan' ny -43 °C sy 0 °C ny hatsiaka any amin' ny tendrontany avaratra, izay no mampisy ny ranomandry lalandava (eo anelanelan' ny 2 sy 4 m eo ho eo ny hateviny) any amin' ny tendrontany. Ankehitriny, dia mitady hitsonika ny ranomandry amin' ny hafanana mihakatra amin' ny andro fahavaratra, ary mety tsy hisy ranomandry intsony any amin' ny tendrontany amin' ny fahavaratra 2014 satria mihamafàna ny toetr' andro.

Jereo koa

Tsiahy

Tags:

RanomandryRanomasimbe ArktikaTendrotany

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SodànaFiloham-pirenena sy mpanjakan'i Madagasikara5 AprilyArjentinaTrombaWayback MachineFifohazana (kristianisma malagasy)AntevatoTanyFanekem-pinoana nikeanaPer Brinch HansenFivavahan-drazana malagasyFamoronana (finoana sy fedrà)Tsipi-panohizanaMahabad, IsfahanAdaoroKataraMaleziaIrànaFiteny malagasyMatoantenyFanandroana malagasyRalaimongo JeanSlôvakiaTôngaFitiavanaISO 3166-1KodiaranaDavid N'GogLavarsBokyKharg (nosy)Angatra (aretina)Lloyd KaufmanFitrandrahana harena an-kibon' ny tany eto Madagasikara2006VoronaIstanbulMosavy (finoana malagasy)Sivilizasiona mikenianaVintana (finoan-drazana malagasy)UMosesy MaimonidaHypertext Markup LanguageDemonyFandraisanaKôlômbiaFanahy Masina (kristianisma)Paoly (apôstôly)Volgata1826RabatKabary tera-baoVolana (fotoana)SimiaEspainaRanavalona IWikipediaSoson-drivotry ny tanyVanim-potoana kristianaFahaleovantenaFatrana1942AsabotsySikidy malagasySoavalyListrin'ny Farihy eto MadagasikaraPôlitikaRômaEpifaniaAterinetoKristianismaTantaran' i AlemainaLouis Pasteur🡆 More