Texas

Ny Texas dia firenena eo antsimon'i Etazonia, izy io dia ilay firenena ngeza indrindra eo arinan'i Alaska (696.241 km²) ary izy no firenena faha roa amin'ny isam-ponina (23,9 trapitrisa).

Texas
Texas

80% ny olona miaina any Texas miaina anaty tanàna, ny antsasan'io no miaina any Houston, San Antonio, Dallas, na Fort Worth.

Ngeza non'i Frantsa na Madagasikara ny fivelaran'i Texas, ary manana endiky ny faritra maro dia maro izy : misy ny zetra arỳ antsinanana, ary misy ny tany hay arỳ andrefana.

Zanatany espaniola ny texas talohan'ny 1845, teo arinan'io izy voa nihiditra ao anatin'ny Etazonia.

Tany ho an'ny fanandevozana, niaraka tamin'ny Confédérés ny Texas tamin'ny Ady ho an'ny fisaràhana (1861-1865).

Jereo koa

Lahatsoratra ilaina

  • Tantaran'i Texas
  • Jeografian'i Texas
  • Meksika
  • Ady ho an'ny fisaràhana
  • Sun Belt

Rohy ivelany

Tags:

AlaskaEtazonia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Madagasikara zanatany frantsayToniziaAzôta748TranombakokaEpistily ho an' ny RômanaIranianina (vahoaka)1603FitiavanaEorôpa AtsimoTontolo iainanaHosodoko439OperaVintanaSlôvakiaRabatFiteny hebreoFiteny romantsaPersia9 MartsaSilamoBaiboly katôlikaVolana (fotoana)Lloyd KaufmanFivavahana iranianaAmerika Atsimo10 AprilyAlemainaKabary am-panambadianaMetafizikaSolombavambahoakaOzbekistànaAzia andrefanaKolontsaina malagasyEkoadôraAbkaziaFamadihanaHiragasyAsan' ny ApôstôlyTrondroMats HummelsSoavalyAntemoroMontana1744Eglizy katôlika rômaninaUJerosalemaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)21 MeyPôlitikaBenito MussoliniGregoriosy avy any Nisa6 AogositraAdimizana1974SaonjoAndrea ArnoldAdaoroFisoronana sy fanalana vintanaKabary famangianaHasanabad, ReyHypertext Markup LanguageKôlômbiaTriniteTetiandro malagasyZone FrancMarovatoSamuel RatanyTebay (Ejipta)Bokin' i DanielaFanandevozanaSodàna16 JolayRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)🡆 More