Rôma

I Rôma dia renivohitran' i Italia, eo amin' ny 22 km ny renivohitra ny Ranomasina Tireniana.

Misy mponina 2 718 700 ny ao (4 253 450 izany raha isaina ny tanàna manodidina miankina aminy). I Rôma no tanàna be mponina indrindra sy be velarana indrindra any Italia; fa kelikely koa ny tanàna manodidina azy rehefa ampitahaina amin' i Napoli sy i Milano.

Rôma
Rôma

Renivohitray ny Empira Rômana i Rôma. Urbs no anarany tamin' io andro io. Mety fantatra koa izy miaraka amin' ny tanàna an-tanety fito (Aventino, Celio, Capitolino, Esquilino, Palatino, Quirinale, Viminale).

Jereo koa

Tags:

ItaliaMilanoNapoliRanomasina Tireniana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AfrikaMeksikaFiteny anglisyEpistily ho an' ny FilipianaFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraVolahavana GermaineZavakantoFanasan' ny TompoAsaSilamoFamoranaOhabolana1997Tetiandro malagasyJesoaFilazam-potoana ankehitrinyAhidamboSoltànaAndriamasinavalona (foko)Sikidy malagasyRepoblikaApollo 11FindaySakramentan' ny fivalozana sy ny fampihavananaBasesaBaolina kitraVelarantanyKafeFilazantsara araka an' i JoanyRivotraFiteny betsimisarakaZakaiosyAntandroyMpiandry tsaraDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Andry RajoelinaHasinaFahaleovantenaGada (mpaminany)Distrikan'Antananarivo-AtsimondranoHypertext Markup LanguageMpampitohy (fitsipiteny)KoakerismaNofyAngatra (aretina)Fivavahan-drazana malagasyRajoelina AndryFifohazana (kristianisma malagasy)EuroBetsileoFiangonana zandrinyEntimilazaFamadihanaSodànaAdy an-tranoRafael MárquezKristôlôjiaAdy MangatsiakaAkohoFanandroana malagasyTontolo iainanaAlahamadyRanomasimbe PasifikaRazana (finoana malagasy)FitiavanaAurangzebVoantenyTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFianarana ny fanatontoloanaAterineto15 AprilyArkanjelyTwitter🡆 More