Fajiry Marsa

Marsa (marika: ) dia fajiry na planeta faha efatry ny lamin'ny masoandro.

Izy ny fajiry kely indrindra eo aorian'ny Merkora. Ao amin'ny fianankavian'ny planety teliorika izy. Ny anarany dia avy amin'ny andriamanitra Marsa, anarana romanan'ny andriamanitra grika Ares. Noho ny endriny mena dia atao hoe koa Fajiry Mena koa ny anarany.

Fajiry Marsa
I Marsa

Nanomboka tamin'ny 1960 ny fanbdehanana teny amin'ny habakabaka mba hahafantatra ny mombamomba an'i Marsa : ny jeografiany, ny atmosferany, sns.

Manana satelita roa i Marsa : i Phobos sy i Deimos; araka ny fedrà grika, anaran'ny zanak'i Ares ireo anarana ireo.

Tondro ara-pizika

Jeografia

Jeolojia

Atmosfera sy toe-tany

Astronomia

    Ireo fajirin'ny Masoandro
MerkioraVenosyTanyMarsaJopiteraSatorinaOranosyNeptona
Fajiry Marsa 
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fajiry ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Fajiry Marsa Tondro ara-pizikaFajiry Marsa AstronomiaFajiry MarsaFajiryMerkiora

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fihafanan'ny tanyAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaFirenena Mpiara-Dia tamin' ny Ady Lehibe VoalohanyFJKM Tranovato AmbatonakangaFilazantsara araka an' i LiokaMediaWikiMarcos SennaIbn Hajar al-AsqalaniAmontanaVoanjoAlexander PushkinHerinandroSukabumiLisitry ny zavatra madinidinika 60001-61000William ShakespeareZon' olombelonaRambondanitraRaki-pahalalanaSiddhartha GautamaVladimir LeninFanandroana malagasyFifohazana (kristianisma malagasy)Teôlôjian' ny hazo fijalianaTononkaloVarySokajin-tenyAdy MangatsiakaJinyFritz HaberTeteSana'aMcMechen, West VirginiaTanakhPalestinaSelaSoratra Masina26 OktobraEtazonia17 MartsaMeksika11 FebroaryRepoblikan'i WeimarGibraltaraWikiSampy (malagasy)David CameronDurrësTobilehibe1833Kabary am-panambadianaFaritra eto MadagasikaraKrimeaAdimizanaHaranita-tsaina voatrolombelona1929JeôgrafiaAllemant, MarneFitsanganan' i Jesoa ho velonaSahih MuslimRaúl AlbiolTaom-baovao malagasyMuhammad al-BukhariAntoko pôlitika malagasySiansaHerman Francis MarkSahih al-TirmidhiKolikolyBonneval, Eure-et-LoirLisitry ny zavatra madinidinika 1-1000Hazo fijalianaFaritra Atsinanana🡆 More