Herôdôtôsy

I Herôdôtôsy dia mpahay tantara sy jeôgrafa ary mpanao pôlitika teraka tamin' ny taona 484 tal.

Herôdôtôsy
Herôdôtôsy
Ankapobeny
Anarana Herôdôtôsy
Teraka 484 tal. J.K.
Maty 425 tal. J.K.
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa :
  • mpanao asa soratra
  • mpanao politika
  • mpanoratra
Fiainana manokana

J.K. ary maty tamin' ny taona 425 tal. J.K. Atao hoe Ἡρόδοτος / Herodotos ny anarany amin' ny teny grika.

Amin' ny fiheverana azy ho mpahay tantara voalohany dia ataon' i Tsitserô hoe "Rain' ny Tantara" izy noho ny nanoratany ny sanganasa lehibe, dia ny Tantara - atao hoe Fanadihadiana koa, izay miompana amin' ny adin-tafika medika, nefa tsy voafetran' ny fitantarana an' izany ihany: nohazavainy ny anton' ny adin-tafika sady mitantara zavatra hafa mifanindran-dalana izy, momba ny tantara, ny fomban-tany ary ny firenen' ireo mpandray anjara amin' ny ady sy ny firenena maro hafa manodidina an' i Mediteranea, ka mpialoha lalana ireo misahana ny tantaran' ny firenena rehetra izy.

Ny fitantarany ny dia nataony dia andaharana azy ho isan' ny jeôgrafa voalohany ary ny fanazavana nataony ao amin' ny Resaka nifanaovan' i Ôtnesy sy i Megabisy ary i Dariôsy dia isan' ny tahirin-kevitra voalohany marina ahitana fanasarahana sy fampitahana ny karazana fitondram-panjakana (demôkrasia, ôligarsia, mônarsia).

Jereo koa

Rohy ivelany

Herôdôtôsy 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Fiteny grika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny finoà1974ArjentinaEglizy katôlika rômaninaMasoandroRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Fitsapan-kevi-bahoakaDavid N'GogFilazantsara araka an' i MarkaHazoBretagne-d'ArmagnacFrantsaSimia800FirenenaFiteny nôrvezianaOperaKristianismaAzôtaHajjiabad, HormozganKyivFidangan' ny vidim-piainanaSomatraTantaraFivarotana andevoBirikyTestamenta TalohaBokin' i IsaiaAmbitsyMaorisyFaritra AnalamangaAsorotanyJohann Wolfgang von GoetheMosavy (finoana malagasy)IrànaPer Brinch HansenFahefana Avon' ny TetezamitaPoaceaeÔksizeninaPôlitika eto MadagasikaraRabatAndrea ArnoldRepoblika Demôkratika MalagasyFilazantsara sinôptikaBetsileoIsraelyAngatra (lolo)ZezikaFivavahan-drazana malagasyBiôgrafiaMôsikao1200Angatra (aretina)612Filoham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraPaskaFanambaràna ny hevitry ny nofyAzerbaijànaJerosalema AndrefanaBaolina kitraHaisoratraLalan-jazaMozilla Firefox9 MartsaQasr-e Qand1971Bolgaria439Lisitry ny filohan' i MadagasikaraRadama IIApôlinariôsy avy any LaôdikeaFiangonana ôrtôdôksa tatsinananaSodàna🡆 More