Ôsetia Atsimo

I Ôsetia Atsimo na Repoblikan' i Ôsetia Atsimo na Ôsetian' i Alania Atsimo dia faritany manan-tsata mbola iadiana hevitra any amin' ny faritr' i Kaokazy any Eorôpa.

Atao hoe Хуссар Ирыстон / Khussar Iryston sy Республикӕ Хуссар Ирыстон / Respublikæ Xussar Iryston izy amin' ny teny ôsetiana; Южная Осетия / Yuzhnaya Ossetiya sy Республика Южная Осетия / Respublika Yuzhnaya Ossetiya amin' ny teny rosiana; ary სამხრეთ ოსეთი, / Samkhret Osseti na სამაჩაბლო / Samatchablo amin' ny teny jeôrjiana.

Ôsetia Atsimo
Sainan' i Ôsetia Atsimo
Ôsetia Atsimo
Toerana misy an' i Ôsetia Atsimo

Nisaraka tamin'i Jeôrjia i Ôsetia Atsimo tamin' ny taona 1992 ary nanambara ny tenany ho repoblika mahaleo tena. I Jeôrjia sy ny ankamaroan' ny firenena ao amin' ny Firenena Mikambana dia tsy manaiky izany fahaleovantena izany ary mihevitra an' i Ôsetia Atsimo ho faritra mizaka tena ao amin' ny faritany jeôrjianan' i Kartlia Anatiny. Taorian' ny ady tamin' ny taona 2008 dia neken' i Rosia, i Abkazia, i Transnistria, i Siria, i Nikaragoa, i Venezoelà ary ny nosy Naoro ny fahaleovantenan' i Ôsetia Atsimo.

Io repoblika dia misy mponina 50 000 ao amin' ny veleran-tany mirefy 3 900 km2. Ny renivohiny dia i Tskhinvali . I Anatoly Bibilov no filohany nanomboka ny 21 Avrily 2017.

Jereo koa

Lisitry ny firenena any Azia:

Fanjakana mbola misy olana:

Tags:

EorôpaFiteny jeôrjianaFiteny rosianaFiteny ôsetianaKaokazy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

RasendrasoaZivaFanjakan' i BoinaFanjakana MitambatraRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Marolafy (jeômetria)TaboryFiraisana ara-nofoSabata (jiosy)Baiboly prôtestanta10 DesambraTriniteFanavakavaham-bolon-koditraMaleziaNeeoTahirim-Bolan' ny Firenena Mikambana ho an' ny AnkizyFaritanin'i ChachoengsaoMarkus NetelerNôaAntambahoakaLuiz Inácio Lula da SilvaHermann OberthBokin' i JeoFilazantsara araka an' i MarkaLilongweKolontsaina ao GabônaZanak' i IsraelyAmbodifahitraReneilwe LetsholonyaneNefertityGuiratingaDokotraPiseuxTetiandro malagasy1939Châtres, Dordogne(15182) 9538 P-LSakalavaKabaryBaiboly katôlikaFitrandrahana alaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraBessaChamprond-en-GâtineRirininaMareuil-en-DôleOiseEpistemôlôjiaPersepôlisyDidy FoloAzia AtsimoLombronJairaCurrent eventsErnest WaltonRay CharlesFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraNevada City, KaliforniaLimaVorombolaAubersFianarana ny fanatontoloanaValalaAl Capone1993AlakaraboForyPapaNahoma🡆 More