Fiteny Neerlandey

Ny fiteny neerlandey dia fiteny any Nederlandy.

Fiteny neerlandey
Nederlands

Isan'ny mpiteny 22 tapitrisa
Faritany {{{faritany}}}
Sata Ofisialy: Fiteny Neerlandey Vondrona Eoropeana, Fiteny Neerlandey Nederlandy, Fiteny Neerlandey Sorinama Fiteny Neerlandey Belzika

Izy io dia manana sata ôfisialy ao Nederlandy, Sorinama ary ao amin' ny tapany avaratr' i Beljika (Flandre). Eo amin' ny 22 tapitrisa no miteny nerlandey eran' izao tontolo izao. Amin' ny fiteny neerlandey dia atao hoe Nederlands, tononina hoe /ˈnedəɾlɑnts/ io fiteny io. Indraindray dia atao hoe fiteny hôlandey na fiteny flamanda ny fiteny neerlandey.

Anisan' ny fiteny jermanika ny fiteny neelandey. Fiteny nisampana avy amin' ny fiteny neerlandey tamin' ny taonjato faha-17 ny fiteny afrikansa ao Afrika Atsimo sy ao Namibia, noho izany dia mifankahazo fiteny an-tsoratra ny mpiteny neerlandey sy ny mpiteny afrikansa.

Jereo koa

Fiteny jermanika be mpiteny

Fiteny Neerlandey 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

BeljikaFiteny flamandaFiteny holandeyNederlandySorinama

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Jack LondonFanandroana malagasyFanjanahantanyOndrilahy (antokon-kintana)KainaTrombaBagdadHelodranon' AmpasindavaOrson WellesFiteny (heviny mivelatra)Lisitry ny zavatra madinidinika 3001-4000Kristianisma eto MadagasikaraLisitry ny zavatra madinidinika 5001-6000Epistilin' i PaolyFivavahanaSiliaFaritany eto MadagasikaraAterinetoJürgen RischeFaritra Atsimo-AndrefanaFinlandyNôrvezyAmôna-RaAziaNefilimaGugnécourt(2984) ChaucerRepoblika Demôkratika AlemànaHiragasyArsène WengerTantara ny Andriana eto MadagasikaraCuambaRalaimongo JeanIHVHBarrieXankandiAntsirananaHugo ChávezKingstonLisitry ny zavatra madinidinika 24001-25000Horatio Herbert KitchenerKasaokaDerek JeterBucharestPôlitika1941Emperora MeijiFameno (fitsipiteny)Federico Pescetto1833DivayXi'an530Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Siddhartha GautamaBetsimisarakaHenôkaSahih MuslimFitsanganan' i Jesoa ho velonaFiteny jeôrjianaMuhammad al-BukhariFilazantsara araka an' i LiokaTeôlôjian' ny hazo fijalianaFiteny tamilyAlakaosyWikibolana🡆 More