Ririnina

Ny ririnina no fizaran-taona manaraka ny fararano, izay vanim-potoana mangatsiaka; fohy ny andro fa ny alina no lava.

Rako-drahona matetika ny andro ririnina ka tsy ampy ny hazavana sy ny hafanana azo avy amin' ny masoandro. Ianjadian' ny fanala ny hazo ka mihintsan-dravina. Milevina ireo biby mpilevina ririnina.

Amin' ireo faritra misy fizaran-taona efatra dia ny fararano no eo alohany fa ny lohataona no manarakaraka azy. Izy no fizaran-taona farany.

Raha zaraina efatra mitovy ny taona iray dia izao: ao amin' ny ila-bolantany avaratra dia mahafaoka ny volana Desambra sy Janoary ary Febroary ny ririnina fa ao amin' ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana Jona sy Jolay ary Aogositra io fizaran-taona io.

Jereo koa

Tags:

BibyFanalaFararanoFizaran-taonaMasoandroRahona

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Lisitry ny filohan' i MadagasikaraMôlekiolaAlakaraboWikiAmbiroaAlemainaZafisoroBokin' i HenôkaFanekem-pinoanaKolontsaina malagasyOurenseVintana (finoan-drazana malagasy)BetsileoFitsipi-pitenenanaAntananarivoVadin' i MohamadyAndrianampoinimerinaPlotoÉmile DurkheimRazana (finoana malagasy)MumbaiBiôgrafiaAnjely03 janvier 2016Filazantsara araka an' i JoanyBareinaAfrika74Angatra (aretina)TsirintenyTontolo iainanaFaritra AnosyHannah HarperTestamenta VaovaoMarshall LeffertsLalan-jazaFanavaozana prôtestantaShiqiAndriamanitra (ankapobeny)SihanakaPoaceaeTokyoMetôdiôsy avy any ÔlimpôsyTranonkalaTsiny1971Hasina (zavamaniry)RanoFanjakana MitambatraBokin' i AmôsaRafitra fitantanana votoatinySôlômônaIndôneziaFahefana mpanatanterakaGeorges AndriamanantenaFiteny anglisyKôrea AtsimoApôkrifan' i JoanyAntandroyAhidamboFaritanin' i MahajangaLisitry ny gazety ao MadagasikaraJean-Joseph RabeariveloFaritra DianaAljeriaApôkalipsy gnôstikan' i PeteraAkohoMenalambaVoahangyEndrika araka anjara asaFanandroana malagasyAndriamanitra (tokana)Tsindrimandry (fivavahana)VazimbaFifohazana Farihimena🡆 More