Isa

Ny isa dia hevitra natao anomezana anarana na marika ny zavatra voaisa.

TAPITRISA NO FARANY AMIN'NY ISA MALAGASY

Anaran' ny isa

Fanisana amin'ny teny malagasy
Sangan'ny folo Soratra mahazatra Anarana
100 1 iray, isa
101 10 folo
102 100 zato
103 1.000 arivo
104 10.000 alina
105 100.000 iray hetsy
106 1.000.000 iray tapitrisa, folo hetsy

Mandrapahatonga any amin'ny isa tsiefa dia miherina ny anarana ary mitombo ny laharana. Ireo anarana miverimberina dia safatsiroafaha-x (107+7(x-1)), tsitamboisafaha-x (108+7(x-1)), lavitrisafaha-x (109+7(x-1)), alinkisafaha-x (1010+7(x-1)), tsipesimpeseninafaha-x (1011+7(x-1)), tsitokotsiforohanafaha-x (1012+7(x-1)), tsihitanoanoafaha-x (1013+7(x-1))

Tags:

Anarana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

10 AprilyAmbohimangaVorona1970Filazantsara sinôptikaAmbiroaAngôvoJohann Wolfgang von GoetheSoavalyFanavakavaham-bolon-koditraBetelaIsa1997KalsiômaPôlitika eto Madagasikara1963AveloZanabintanaKor'anyHindoismaAbkaziaAntesakaFanonganam-panjakanaSikidy malagasyRômaSivilizasiona mikenianaSaonjoEkoadôraFatranaRanavalona IIAfrikaForyMôsikaoMatyTEpistily ho an' ny RômanaLisitry ny filohan' i MadagasikaraIsam-poninaPenguinTeôlôjiaLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haiteny16 JolayMohamadyOlombelonaBlaogyFitsipi-pitenenanaFiteny siriakaPalmdale, KaliforniaEglizy katôlika rômaninaFiteny iranianaAntambahoakaHindoisma eto MadagasikaraKristianisma eto MadagasikaraISO 3166-1MozikaFanekem-pinoana nikeanaFanekem-pinoana apôstôlika2007Mozilla FirefoxFloridaVintanaMpandrindra milinaAzia andrefanaAmerika Atsimo1737OtrikaretinaAfrika AfovoanyWikipedia amin'ny teny malagasyToniziaJerosalemaNikodaAbidy grikaTetiandroFisaraham-pahefana🡆 More